|
|
|
|

Entry (1/3)1  takatra
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  Tratra [1.78]
4  Tratran'ny tànana ( raisina ) [1.78]
5  Tratran' ny tanana, azon' ny tanana raisina: Tsy takatro io voankazo io fa avo loatra. / Vakin' io zaza kely io izay rehetra takany [1.1]
6  Mety ho tratran-javatra atsipy na atoraka: Ho takatoraka va re irỳ trano menamena, irỳ? [1.1]
7  Mety ho vita noho ny fananana saina, vola: Lafo loatra izany ka tsy takatry ny volako! [1.1]
Explanations in English  8  Reached or attained; understood [1.7]
Explanations in French  9  Atteint par la main, par un instrument, par un projectile: Tsy takatra io voankazo io (On ne peut pas atteindre ce fruit avec la main) ~ Tsy taka-toraka io trano io (On ne peut pas atteindre cette maison avec une pierre) [1.3]
10  Perçu par la vue, par l'intelligence: Tsy takatry ny saintsika izany (Notre intelligence ne peut pas comprendre cela) [1.3]
11  A quoi on peut parvenir par ses talents, par son argent: Tsy takatry ny volako izany (Je n'ai pas assez d'argent pour atteindre ce prix) [1.3]
12  Qu'on atteint; compris [1.8]
Examples  13  "Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona. [2.293]
14  ary na Ambohimiarina aza dia takatra itampodiàna. [2.588#]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Passive verbs :
20  Relative verbs :
21  Nouns :
Synonyms  22  takatre
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  28  Proverbs containing the word takatra

Entry (2/3)29  takatra
Part of speech  30  adjective
Explanations in French  31  Maigre [1.3]
32  Se disait des maigres. [2.415]

Entry (3/3)33  takatra
Part of speech  34  noun
Vocabulary  35  Zoology: birds
Explanations in Malagasy  36  Vorona mitovitovy habe amin' ny vantotr' akoho saingy lava vozona sy lava vava, nefa ny bikan' ny lohany no manaitra avy hatrany fa tazana mandrakariva toa fisaka, nefa ny marina dia ny volony no somary lava eo ankatony sady mitsangan-dava misandrahaka; ny volon' endriky ny tenany rehetra dia manja vasoka [1.1]
Explanations in English  37  The tufted umber (bird) [1.7]
Explanations in French  38  Oiseau brunâtre, de mauvais augure, qui construit un nid énorme, ombrette; Scorpus umbretta, Gm. [1.3]
39  Ombrette [1.54]
40  L'ombrette, oiseau d'eau [1.8]
41  Oiseau de mauvais augure. [2.415]
Examples  42  Ny papango fangalarina
ny goaika didimaso
ary ny takatra lava hatoka
samy ratsy ka mifanenitra
[2.131]
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  46  Proverbs containing the word takatra

Updated on 2023/06/20