Entry | takina (taky) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Alaina na angatahina mafy satria ananana zo: Notakiko ny trosako tany amin-dRabe ka izy indray no avo vava Ilaina, tadiavina: Takin' ny toetr' andro izany zavatra izany [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be demanded as something due [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on exige de droit [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |
![]() |