Entry taloha
Elementary words t~ ; aloha
Part of speech preposition, past form
Explanations in Malagasy Tranainy: Efa fomba taloha izany ~ Teraka talohan-dRakoto Rabe
Tamin' ny andro tany aloha ela, fahiny: Taloha, nisy ala teto antampon' itý tanàna
Mitovy hevitra: fahagola ~ fahagolantany ~ fahiny ~ fahizany ~ fahizay ~ tany ambadik' i Manareza [1.1]
Explanations in English Before, formerly, former. [1.2]
 Before [1.7]
Explanations in French Avant (temps passé) [1.8]
Examples 
1Tsaroako indray ny nanjo ahy taloha. [2.4]
2Taloha kosa ny kilalao foronina no betsaka. [2.117]
Vocabulary 

Entry taloha (aloha)
Part of speech adverb, past form [full list]
Explanations in English Formerly [1.7]
Explanations in French Autrefois [1.8]
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/09/14