Entry tandindona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aloky ny tena: Aza miady amin' ny tandindona
Sarin' ny tena jerena ao anaty fitaratra na ao anaty rano ka ninoan' ny Ntaolo fa fahitana ny fanahy: Voalazan' ny tantara fa nijery tandindona tany Anosifito Andrianampoinimerina andro vitsivitsy talohan' ny hahafatesany
Sary: Ny famonoana ny zanak' ondrin' ny Paka teo amin' ny Jody dia tandindon' ny sorona nataon' i Kristy tamin' ny nahafatesany [1.1]
Explanations in French Ombre portée, pénombre [1.13]
Vocabulary 
Derivatives 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31