|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tandrano |
| Fototeny | 2 rano |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 valamparihy
[Sihanaka, Tanosy]
[1.78] 5 tany nasondrotra hitanana ny rano [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 digue, diguette
[1.13] |
| Teny iditra (2/3) | 7 tandrano |
| Fototeny | 8 rano |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Ireo monina amoron-drano na eny an-keniheny
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 11 tandrano |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 (de rano : eau). Nom général des espèces ripicoles : poussant sur les rives des cours d'eau. Plus spécialement : Agauria salicifolia Hook. f. variété littoralis DC. Ined. (Ericaceae). Très toxique pour le bétail. Riche en grayanatoxines.
[Merina]
[1.196] |
| Voambolana | 14 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 16 andranto, 17 antandro, tandrano, 18 tandrona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|