Entrée tandrify
Partie du discours préposition [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Manatrika ny, mifanatrika amy: Tandrifin' ny lapan' ny tanàna no misy ny tranony
¶ Sahaza, antonona: Tandrify ho vadinao io zazavavy io ka aza misalasala ~ Tandrify azy mihitsy ilay aga
¶ (Tsara homarihina fa amin' ilay hevitra (1) dia tandrifin' ny, tandrifiko, tandrifinao, tandrifiny... no ampiasaina, fa amin' ilay hevitra (2) kosa, tandrify ny, na tandrify ahy, tandrify anao, tandrify azy..., ka fiteny diso ny hoe: tandrifin' azy)
Explications en français  [Abinal 1888] vis-à-vis, à l'opposé, en face; qui va droit au but, qui est de même condition, propre à, juste, convenable, proportionné, en rapport
Dérivations 
Exemples  [Rasamuel: Fanambadiana, page 26] Tsy zatovo lany tandrify, ka hampakatra ny efa nisaorana.

Mis à jour le 2022/05/02