Entry tandrohana (tandroka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Petahana tandroka, izay ampiasaina ho toy ny vantozy amin' ny fitsaboana aretina sasantsasany
(trano) Asiana ilay hazo avo misampana antsoina hoe tandrotrano [1.1]
Morphology 
Present : tandrohana, tandrohako, tandrohanao, tandrohany, tandrohantsika, tandrohanay, tandrohanareo, tandrohan', tandrohan-, tandroham-, tandroha-
Past : notandrohana, notandrohako, notandrohanao, notandrohany, notandrohantsika, notandrohanay, notandrohanareo, notandrohan', notandrohan-, notandroham-, notandroha-
Future : hotandrohana, hotandrohako, hotandrohanao, hotandrohany, hotandrohantsika, hotandrohanay, hotandrohanareo, hotandrohan', hotandrohan-, hotandroham-, hotandroha-
Imperative : tandrohy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20