Entry tandrovina (tandro)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tandremana, tsimbinina, raharahaina (tsy fiteny anefa afa-tsy amin' ny voninahitra, henatra, hasasarana...: Tandrovy ny voninahitrao fa aza manala-bara-tena amin' ny fahamamoana [1.1]
Morphology 
Present : tandrovina, tandroviko, tandrovinao, tandroviny, tandrovintsika, tandrovinay, tandrovinareo, tandrovin', tandrovin-, tandrovim-, tandrovi-
Past : notandrovina, notandroviko, notandrovinao, notandroviny, notandrovintsika, notandrovinay, notandrovinareo, notandrovin', notandrovin-, notandrovim-, notandrovi-
Future : hotandrovina, hotandroviko, hotandrovinao, hotandroviny, hotandrovintsika, hotandrovinay, hotandrovinareo, hotandrovin', hotandrovin-, hotandrovim-, hotandrovi-
Imperative : tandrovy
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20