Entry | tangìka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Tarimon-pesta [2.472] | |
Teny ilazana ny marary mivonto amin' ny tena, tarimo, na tarimon' areti-mifindia toy ny pesta izany na tarimo morainy fotsiny [1.1] | ||
Examples | -- Mararin' inona? hoy i Neny. -- Voan' ny tangìka, hono.
[2.472] | |
Vocabulary | Health | |
Updated on 2020/07/31 |