Entry taninketsa
Elementary words tany ; ketsa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tany amafazana ny vary ambolena, izay mbola hafindra amin' ny tena atao hoe tanimbary [1.1]
Explanations in English The seedbed where young rice plants are grown [1.7]
Explanations in French [ tanin-ketsa ] Terrain où l'on sème le riz [1.3]
 Petite rizière où l'on cultive les plants de riz [1.8]
 Pépinière [1.13]
 [ tanin-ketsa ] La pépinière [1.196]
Examples 
1Atondraka eny an-tsisin' ny taninketsa ny rano. [2.445]
2dia tongava taninketsa ny Betsileo erantanierandanitra i Merinalavasofina! [2.48]
3Hermann, fa na hivarotana taninketsa aza, tsy maintsy mandroso ny sekolintsikai. [2.356]
Vocabulary 
Proverbs 

Updated on 2023/12/03