Entry | tapa-porohana sisa tsy may | |
Elementary words | tapaka ; forohana ; sisa ; tsy ; may | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny kely sisa tamin' ny zavatra kay saika efa lany tanteraka, na olona vitsy na tokana sisa tsy maty tamin' ny olona saika efa maty avokoa [1.1] | |
Synonyms | akanga sisa nanamborana | |
Updated on 2023/06/05 |