Entry tarehy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny faritra anoloana amin' ny loha, misy ny handrina, ny maso, ny orona, ny vava; ny tava: Be tandra kely ny tarehin-dRamatoa iny
Ny fisehoana ahitana ny zavatra iray: Be kilavadavaka, hono, ny tarehin' ny volana, hoy ireo efa nanitsaka teny
Nitondrany voninkazo tsara tarehy aho
Endrika, bika: Aseho matetika amin' ny tarehin' ny voromailala ny Fanahy Masina
Mitovy hevitra: endrika ~ fify ~ laingon-tava ~ salovantava ~ takolaka ~ tava [1.1]
Explanations in English The face; appearance; cf. endrika, bika. [1.7]
Explanations in French Le visage: apparence; cf. endrika, bika. [1.8]
Vocabulary 
Compound words 
Phytonyms 
Holonym loha
Co-meronyms handrina, maso, molotra, orona, saoka, sofina, takolaka, tava, vava, volo, volomaso, volombava
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11