Entry tazanina (tazana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Jerena lavidavitra: Tazano irý vorona irý fa mihevingevina toa hianjera [1.1]
Explanations in English To be seen or overlooked from a distance [1.7]
Explanations in French Qu'on regarde ou surveille de loin [1.8]
Morphology 
Present : tazanina, tazaniko, tazaninao, tazaniny, tazanintsika, tazaninay, tazaninareo, tazanin', tazanin-, tazanim-, tazani-
Past : notazanina, notazaniko, notazaninao, notazaniny, notazanintsika, notazaninay, notazaninareo, notazanin', notazanin-, notazanim-, notazani-
Future : hotazanina, hotazaniko, hotazaninao, hotazaniny, hotazanintsika, hotazaninay, hotazaninareo, hotazanin', hotazanin-, hotazanim-, hotazani-
Imperative : tazano
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20