Entry | teatira | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fampisehoana an-tsehatra tantara mampangitakitaka na mampahonena na mampihomehy, izay velomin' olona hita mihetsika sy miresaka toy ny amin' ny fiainana andavanandro izao: Mijery teatira [1.1] | |
Vocabulary | Literature: (in general) | |
Origin | French: théatre. | |
Anagrams | teatira, tera-tay |
Updated on 2022/09/26 |