Entry tehefana (tehika)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Takarina (na ambony toerana loatra izany na ambany toerana loatra): Iva loatra ny karetsak' ilay varavarana mankany amin' ny lava-bary ka tsy azoko tehefana
Tendrena, kasihina na hanina kely: Maika be izy ka notehefany fotainy ny vary [1.1]
Morphology 
Present : tehefana, tehefako, tehefanao, tehefany, tehefantsika, tehefanay, tehefanareo, tehefan', tehefan-, tehefam-, tehefa-
Past : notehefana, notehefako, notehefanao, notehefany, notehefantsika, notehefanay, notehefanareo, notehefan', notehefan-, notehefam-, notehefa-
Future : hotehefana, hotehefako, hotehefanao, hotehefany, hotehefantsika, hotehefanay, hotehefanareo, hotehefan', hotehefan-, hotehefam-, hotehefa-
Imperative : tehefo

Updated on 2023/01/05