Entrée telo
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Milaza isa roa ampiana iray: Rehefa mandray telo (volana) ny zaza dia alam-bolo
Explications en anglais  [Richardson 1885] three [Javanese talu, other Malay and Polynesian languages tello, tolu, and toro]
  [Hallanger 1973] three
Explications en français  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974] trois
Symboles internationaux  [3.1] 3
III
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Tableaux et planches Les nombres
Addition
Multiplication
Exemples 
1 [Fox: Hainteny, numéro 157] Nankaiza ity zandry no mifehy telo ity trano?
2 [Rabezandrina: Ikotofetsy] Ary nony nahazo haza izy telo lahy, dia nozarain' ny saka, ka noteloiny mihitsy
Citations 
Articles 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot telo (21)
Adabotelo
Ambalatelo
Ambatolahitelo
Ambinanitelo
Amboahangitelo
  Ambohitelo
Ambohitsaratelo
Analatelo
Andranotelo
Ankazotelo
  Ankilitelo
Anositelo
Antanetitelo
Antranotelo
Ialatelo
  Madirotelo
Sahatelo
Tranotelo
Vinanitelo
Vohitelo
  Zantelo

Mis à jour le 2022/07/30