Entry tendany > tenda
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Faritra amin' ny tenan' ny olombelona sy ny biby mampitohy ny vatana amin' ny loha ary idinan' ny sakafo avy eo am-bava: Misambotra ganagana amin' ny tendony: Marary tenda izy [1.1]
Explanations in English The throat [1.7]
Explanations in French La gorge [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Entry tendany > tenda
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Sarotra an-kanina: Ity koa dia efa tenda izaitsizy. Jereo tendana [1.1]

Anagrams