Entry tendrombohitra
Elementary words tendro ; vohitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Havoana lehibe hita mandondona avo sady sarotra anihina [1.1]
Explanations in English A mountain; the summit [1.7]
Explanations in French Montagne [1.8, 1.13]
 Colline; sommet de montagne [1.8]
Examples 
1Ao amin' ny tendrombohitra tsy afak' olonarivo, hoy ity iraka. [2.895]
2Nanondro tendrombohitra roa ambinifolo tany Imamo Andriambahoaka I. [2.508]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 
Articles 
Illustrations 

Updated on 2023/08/16