Entry tendrony > tendro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny ilany ambony indrindra, ny tampony amin' ny zavatra iray lava na avo: Tapaho ny tendron' io tady io. / Misy sarin' akoholahy erỳ an-tendron' ny tranon-dakolosy [1.1]
Explanations in English The tip, the top [1.7]
Explanations in French Sommet [1.8, 1.13]
 Bout [1.8]
  [Merina] La cime d'un arbre. On dit par exemple an-tendron'ny hazo : à la cime de l'arbre [1.196]
Examples eo amin' ny koranam-pifaliana iraisana no mifandray tendro izany. [2.313]
Derivatives 
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs 

Entry tendrony > tendro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Mari-tsoratra fanao eo amin' ny zanatsoratra misy tsindrimpeo: lalàna
(tendry ?) Ilay mari-tsindrimpeo atao eo ambonin' ny tarehintsoratra a na i na o: à, ì, ò [1.1]
Compound words 

Entry tendrony > tendro
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsileo] Nom donné aux fruits avortés ; mal formés. Par exemple : tendrom-boatelo (Dubois). [1.196]
Vocabulary 

Anagrams