Entry teny tsy loa-body
Elementary words teny ; tsy ; loa-body
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fitenenana tsy mazava loatra fa misy afinafenina; teny tsy lazaina manontolo, fa tapahina eo an-tenatenany ary misy heviny afenina
Safeli-teny [1.1]
Explanations in English An indirect allusion [1.7]
Explanations in French Allusion indirecte [1.8]
 Paroles dont le sens est ambigu. Allusio [...] [full text in 1.5]

Updated on 2023/11/20