Entry terena (tery)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Potserina, fihinina: Notereko ny tanany ka nijafajafa izy
Atosika sady poretina: Mihisakisaha fa terenareo aho
Asaina manao tsy aralia ny sitrapo; vozonana; anaovana an-terisetra: Noterena mihitsy izy vao niaiky ny hadisoany
(tohatr' omby) Potserina, fihinina mba hivoahan' ny ronono: Noteren' Isambilo ilay ombivavin-dry zareo atsy avaratra [1.1]
Explanations in French Forcé [1.13]
Examples Ny fiheverako ny fanambadiana terena ataon'ny olona amiko koa no nahareraka ahy, ka nahatongavako tany Antsirabe; [2.324]
Morphology 
Present : terena, tereko, terenao, tereny, terentsika, terenay, terenareo, teren', teren-, terem-, tere-
Past : noterena, notereko, noterenao, notereny, noterentsika, noterenay, noterenareo, noteren', noteren-, noterem-, notere-
Future : hoterena, hotereko, hoterenao, hotereny, hoterentsika, hoterenay, hoterenareo, hoteren', hoteren-, hoterem-, hotere-
Imperative : tereo
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20