Entry tery saina
Elementary words tery ; saina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Olona tsy mba afaka manaiky hevitra ivelan' ny an' ny tena fa rehefa tsy mitovy amin' ny an' ny tena na mivoaka kely ivelany dia tsy leferina (mifanohitra aminy: malala-tsaina) [1.1]
Antonyms 

Updated on 2023/05/25