Entry | tete | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Rano pitiny kely mianjera mitsitaitaika ka boribory kely ny endriny (tsy fampiasa amin' izao io teny io, fa ny matoanteny mitete no entina misolo azy): Andraraho fanafody indimy mitete (fa tsy indimy tete) ity rano ity. [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Goutte [1.13] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Entry | tête | |||||||||||||||
Part of speech | feminine noun | |||||||||||||||
Explanations in French | Loha [1.9, 1.8] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |