Entry tetezamita
Elementary words tetezana ; mita
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fotoana andalovana raha misy toe-javatra miova ka tsy vita avy hatrany ny fiovana fa tsy maintsy mandeha miandalandalana. Fotoana na fomba manelanelana fotoana na fomba roa izay toa tetezana mampita avy amin' ny anankiray mankamin' ny faharoa: Taorian' ny namonoan' ny sasany ny Filoham-pirenena Kolonely Ratsimandraoa, dia nisy tetezamita nitondran' antokon' olona nomena anarana hoe "directoire [1.1]
Explanations in French Transition [1.13]
Analogs  tetezamitatra

Updated on 2023/08/19