Entry tetezina (tety)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Lalovana andehanana eo amboniny: Hazo manify kely iny no noteteziny nefa tsy nianjera izy. / Efa noteteziko iny faritany atsimo rehetra iny
Jerena tsirairay, aleha tsirairay: Noteteziny daholo ny havany talohan' ny nandehanany [1.1]
Morphology 
Present : tetezina, teteziko, tetezinao, teteziny, tetezintsika, tetezinay, tetezinareo, tetezin', tetezin-, tetezim-, tetezi-
Past : notetezina, noteteziko, notetezinao, noteteziny, notetezintsika, notetezinay, notetezinareo, notetezin', notetezin-, notetezim-, notetezi-
Future : hotetezina, hoteteziko, hotetezinao, hoteteziny, hotetezintsika, hotetezinay, hotetezinareo, hotetezin', hotetezin-, hotetezim-, hotetezi-
Imperative : tetezo
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/08/11