Entry | tevana | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Hady makadiry, lavaka lalina sy lehibe [1.1] | ||
Explanations in English | A precipice, an abyss [1.7] | ||
Explanations in French | Précipice, abîme, fossé [1.8] | ||
Examples | Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray.
[2.472] | ||
Vocabulary | Geography: (in general) | ||
Compound words |
| ||
Toponyms |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word tevana | ||
Anagrams | tevana, vatañe |
Updated on 2023/09/14 |