Entry tezerana (tezitra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ampisehoana tsy fahafaliana, ka toa maha ta hamely: Notezeran-drainy
Soa fa alim-pody loatra
Anarina, levilevena: Tokony hotezeranao ireo mpianatra ireo fa kamo [1.1]
Morphology 
Present : tezerana, tezerako, tezeranao, tezerany, tezerantsika, tezeranay, tezeranareo, tezeran', tezeran-, tezeram-, tezera-
Past : notezerana, notezerako, notezeranao, notezerany, notezerantsika, notezeranay, notezeranareo, notezeran', notezeran-, notezeram-, notezera-
Future : hotezerana, hotezerako, hotezeranao, hotezerany, hotezerantsika, hotezeranay, hotezeranareo, hotezeran', hotezeran-, hotezeram-, hotezera-
Imperative : tezero
Other spellings 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20