Entrée tinaiza (taiza)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Tezaina, karakaraina, velomina: Zaza notinaizako ireny [1.1]
Explications en français qui est en nourrice, qu’on a allaité, nourri, élevé, soigné [1.3]
Morphologie 
tinaiza
tinaizako
tinaizanao
tinaizany
tinaizantsika
tinaizanay
tinaizanareo
tinaizan'
tinaizan-
tinaizam-
notinaiza
notinaizako
notinaizanao
notinaizany
notinaizantsika
notinaizanay
notinaizanareo
notinaizan'
notinaizan-
notinaizam-
hotinaiza
hotinaizako
hotinaizanao
hotinaizany
hotinaizantsika
hotinaizanay
hotinaizanareo
hotinaizan'
hotinaizan-
hotinaizam-
Synonymes voataiza
Exemples Raha zaza tinaiza no re mitomany, Ny reniny anefa tsy mahalala mody; [1.319]
Proverbes 

Mis à jour le 2021/02/28