Entry | toerana (toetra) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fipetrahana; ny misy ny zavatra iray andavanandro: Samy ataovy amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra Fipetraka, fitoetra: Tsy tiako ny toeran' ity trano ity. [1.1] | |||
Explanations in English | A place [1.7] | |||
Explanations in French | Lieu, endroit, situation, emplacement [1.8, 1.13] | |||
Morphology |
| |||
Compound words |
| |||
Proverbs | Proverbs containing the word toerana | |||
Anagrams | anatero, anetrao, toerana |
Updated on 2023/06/18 |