Entry toe-tsaina
Elementary words toe- (toetra) ; saina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Toetra ananan'ny saina miandritra ny fotoana fohy na maharitra [1.13]
Explanations in French Faculté d'esprit, psychologie [1.13]
Examples 
1Tokony hanondrotra hatrany ny toetsaina, ny toepanahy, ny fomba fiainana. [2.332]
2Tsy fantatro raha nanavao ny Fiangonana teo amin' ny sehatry ny fanabeazana, fa hajaiko ny toetsaina nentiny nampianatra ny mahantra, miaiky aho fa novidiany lafo izany ary mbola vidiany lafo foana. [1.369]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/11/21