Entry tofirina (tifitra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Fihasimban' ny teny hoe: tifirina ( tifitra). Asiana (amin' ny basy, tafondro, tsipika... na izay rehetra mety hahavoa): Notofiriko tamin' ny basy ifay vorona ka nitsirara
Kendrena hasiana: Izaho mihitsy no notofirinao tamin' iny teny iny [1.1]
Morphology 
Present : tofirina, tofiriko, tofirinao, tofiriny, tofirintsika, tofirinay, tofirinareo, tofirin', tofirin-, tofirim-, tofiri-
Past : notofirina, notofiriko, notofirinao, notofiriny, notofirintsika, notofirinay, notofirinareo, notofirin', notofirin-, notofirim-, notofiri-
Future : hotofirina, hotofiriko, hotofirinao, hotofiriny, hotofirintsika, hotofirinay, hotofirinareo, hotofirin', hotofirin-, hotofirim-, hotofiri-
Imperative : tofiro

Anagrams 

Updated on 2020/07/31