|
|
|
|

Teny iditra1  tohizina
Fototeny  2 tohy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy vita fa mbola misy tohiny: Hotohizina rahampitso ny resatsika. / Mbola hotohizina (ny tantara). [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  9 tsy misy madilana maito hotohizina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09