Entry toho-drano
Elementary words tohoka ; rano
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana fefiloha natao hanohoka na hanampina rano mandeha ka mahatonga ny rano hihandrona amin' ny toerana iray; fefin-drano azo vohana sy hidiana araka izay ilana azy [1.1]
 [ tohodrano ] Fefy vita amin'ny rarivato na hazo, na tany anohanana vavarano [1.13]
Explanations in French [ tohodrano ] Barrage [1.13]

Updated on 2023/05/28