Entry tohofana (tohoka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Fefena mba hihandrona ny rano: Tohofy ny tanimbary mba ho feno rano
Enti-milaza ny fatana asiana kitay, tain' omby..., miavovona be: Notohofany kitay be loatra ny fatana ka maty ny afo
Atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Tsy tokony hotohofana vava ny fantsakana satria natao ho an' ny olona rehetra io [1.1]
Explanations in English To have something placed with its end against it, as the mouth receiving a bottle [1.7]
Explanations in French Contre quoi on met le bout de quelque chose [1.8]
Morphology 
Present : tohofana, tohofako, tohofanao, tohofany, tohofantsika, tohofanay, tohofanareo, tohofan', tohofan-, tohofam-, tohofa-
Past : notohofana, notohofako, notohofanao, notohofany, notohofantsika, notohofanay, notohofanareo, notohofan', notohofan-, notohofam-, notohofa-
Future : hotohofana, hotohofako, hotohofanao, hotohofany, hotohofantsika, hotohofanay, hotohofanareo, hotohofan', hotohofan-, hotohofam-, hotohofa-
Imperative : tohofy

Updated on 2023/01/20