Entry tokavina (toka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Rarina hahery (amin' ny famoran-jaza) na ozonina ho resy (amin' ny fampinomana na fampisotroana tangena). Mitovitovy amin' ny tsitsihina ihany, saingy tsy dia mba tanisaina lava ny fitokavana, fa atao amin' ny teny vitsy miverimberina fotsiny [1.1]
Morphology 
Present : tokavina, tokaviko, tokavinao, tokaviny, tokavintsika, tokavinay, tokavinareo, tokavin', tokavin-, tokavim-, tokavi-
Past : notokavina, notokaviko, notokavinao, notokaviny, notokavintsika, notokavinay, notokavinareo, notokavin', notokavin-, notokavim-, notokavi-
Future : hotokavina, hotokaviko, hotokavinao, hotokaviny, hotokavintsika, hotokavinay, hotokavinareo, hotokavin', hotokavin-, hotokavim-, hotokavi-
Imperative : tokavy

Updated on 2023/01/05