Entrée |
tokoa
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Tena... fa tsy kivazivazy: Lasa tokoa izy lahy! Fanamafisana ny teny "marina" ka ny hevitr' ireo teny roa ireo amin' izay dia hoe: tsy misy isalasalana: Marina tokoa fa tsy misy mahay ohatra azy [1.1]
|
Explications en anglais | Indeed, truly, certainly [1.7]
|
Explications en français | Vraiment, certainement [1.8]
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples |
1 | "Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona.
[2.293]
|
2 | Hahita izany tokoa ialahy.
[2.324]
|
3 | Olona marobe tokoa no tazany.
[2.470]
|
|
|