Entry toko lava
Elementary words toko ; lava
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Toko fahandroana sakafo mitohitohy [1.1]
Examples Mahandro banina be ny tompom-pasana manao tokolava, ary misaotra ny vahoaka matetika èny am-pandehanana. [1.437]

Updated on 2023/06/05