Entry tombanana (tombana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asondrom-bidy bebe mba hahazoana tombony ihany na dia efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra: Notombanany enim-polo io seza io, fa azoko dimy amby efapolo ihany [1.1]
Morphology 
Present : tombanana, tombanako, tombananao, tombanany, tombanantsika, tombananay, tombananareo, tombanan', tombanan-, tombanam-, tombana-
Past : notombanana, notombanako, notombananao, notombanany, notombanantsika, notombananay, notombananareo, notombanan', notombanan-, notombanam-, notombana-
Future : hotombanana, hotombanako, hotombananao, hotombanany, hotombanantsika, hotombananay, hotombananareo, hotombanan', hotombanan-, hotombanam-, hotombana-
Imperative : tombano

Anagrams 

Updated on 2023/01/20