Entry tomombana (tombana)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Vita tsara tanteraka, lavorary: Tomombana ny fanomananay ka dia hatomboka ny lanonana [1.1]
Explanations in French Accompli, parfait, achevĂ© [1.3]
Examples 
1Na voly vary aza tsy tomombana raha tsy eo aho. [2.117]
2Matokisa ahy hianareo, matokisa fa ho tomombana ny zavatra rehetra! [2.113]
Derivatives 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31