Entrée |
tondraka
|
Partie du discours | participe
|
Explications en malgache | Enti-milaza ny rano mitombo na misondrotra be dia be ka mihoatra ny fefy na ny morondrano: Tondraka i Betsiboka ¶ Misy be dia be: Tondraka ny paiso ao an-tsena ¶ a) Fampidirana rano amin' ny tany fambolena na fandrarahana rano amin' ny voly mba hampaniry azy; b) famelana ny biby hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona. [1.1]
|
Explications en anglais | swollen by floodwater, overflowing [1.7]
|
Explications en français | qui déborde [1.3, 1.8]
|
| qui se répand, comme l'eau d'une rivière: Ho tondraka ny rano (L'eau débordera) ¶ figuré: qui abonde, qui jouit de l'abondance [1.3]
|
| en crue [1.8]
|
Morphologie |
tondraka
tondrako
tondrakao
tondrany
tondratsika
tondrakay
tondrakareo
tondrak'
tondra-
| |
tondraka
tondrako
tondrakao
tondrany
tondratsika
tondrakay
tondrakareo
tondrak'
tondra-
| |
ho tondraka
ho tondrako
ho tondrakao
ho tondrany
ho tondratsika
ho tondrakay
ho tondrakareo
ho tondrak'
ho tondra-
| |
|
Dérivés |
|
Exemples |
1 | voasakan' ny rano tondraka ka tsy afa-manoatra.
[2.587]
|
2 | ary noho izany dia handriaka ny ranonorana anio, ka ho tondraka ny rano.
[2.69]
|
|
|
Entrée |
tondraka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Betsileo]
(de la racine tondraka : ce qu'on répand). Riz cuit à la vapeur puis arrosé de bouillon de légumes. [1.196]
|
Vocabulaire |
|