Entry tongoamihonkona
Elementary words tongoa ; mihonkona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny enti-milaza ny vodihena, ny isam-pangady, ny hasina, ny, variraiventy isan' olo-miaina, ny haren' ny maty momba, izay tongoa na fanampin' ny efa an' ny fanjakana tsy azo avala, ka tsy maintsy aloa fa voahonkona na vita mafy tsy azo sarahina amin' ny fanjakana [1.1]
Examples Raha tsy araka ny hajia, ny tongoa mihonkona, ny vidin-doha, ny fanompoana isan-karazany dia tsy maintsy mandositra raha te-ho velona sy tsy te-ho very vady aman-janaka. [2.508]
Other spellings 

Updated on 2023/10/19