Entry | torahana (toraka) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza zavatra na olona anipazana vato tetehina hahavoa azy: Notorahany aho fa nahay niala ka tsy voany ~ Torahy vato io alika io [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word torahana | ||||||||
Anagrams | rotahana, tanaraho, tarohana, toharana, torahana |
Updated on 2023/01/20 |