Entry torana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy mahatsiaro tena vetivety ka sady tsy mahare na inona na inona no tsy afa-manetsika ny tena: Torana izy raha vao nahare ny nahafatesan-drainy [1.1]
Explanations in French évanoui, tombé en défaillance, en syncope
Saisi par une forte impression de joie ou de tristesse [1.3]
 En syncope [1.13]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 

Entry torana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza voankazo tanora dia tanora, mbola manta: Paiso vao torana. [1.1]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31