Entry toranina (torana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao izay hahatorana azy, izany hoe: tsy handrenesany maharary: notoranina izy tamin' ny nandidiana azy [1.1]
Morphology 
Present : toranina, toraniko, toraninao, toraniny, toranintsika, toraninay, toraninareo, toranin', toranin-, toranim-, torani-
Past : notoranina, notoraniko, notoraninao, notoraniny, notoranintsika, notoraninay, notoraninareo, notoranin', notoranin-, notoranim-, notorani-
Future : hotoranina, hotoraniko, hotoraninao, hotoraniny, hotoranintsika, hotoraninay, hotoraninareo, hotoranin', hotoranin-, hotoranim-, hotorani-
Imperative : torano

Anagrams 

Updated on 2023/01/20