Entry torimaso
Elementary words tory ; maso
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fialan' ny tena sasatra amin' ny fikimpian' ny maso sy ny tsy fahatsiarovan-tena [1.1]
Compound words 
Proverbs 
Riddles Andriamatoa tia sangy, Andrianaivo manao sangy mahery, Ifaralahy manao fo lentika? Torimaso
Mihiratra tsy mahita azy, mikimpy vao mahita azy? Torimaso

Anagrams 

Updated on 2023/06/24