Entry totorana (tototra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza lavaka fenoina tany, na zavatra asiana tany na hafa mivangongo mandrakotra azy: Totory ity hady ity ~ Tokony hototorana tany ny vody hazo [1.1]
Morphology 
Present : totorana, totorako, totoranao, totorany, totorantsika, totoranay, totoranareo, totoran', totoran-, totoram-, totora-
Past : nototorana, nototorako, nototoranao, nototorany, nototorantsika, nototoranay, nototoranareo, nototoran', nototoran-, nototoram-, nototora-
Future : hototorana, hototorako, hototoranao, hototorany, hototorantsika, hototoranay, hototoranareo, hototoran', hototoran-, hototoram-, hototora-
Imperative : totory
Synonyms totofana

Updated on 2023/01/20