Entry totorebika
Elementary words toto ; rebika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Dihy manao don-tongotra amin' ny tany tsy an-kijanona [1.1]
Explanations in English A dance of joy [1.7]
Explanations in French Danse de joie [1.8]
Examples 
1Niditra ny loholona, nanao dihy tsinjaka, ary nanaraka ny vehivavy, nanao totorebika sy dada. [2.270]
2Ny totorebika: ity dia maro mpahalala: manao sikim-balaka ny lehilahy manao azy, manipy sandry malefadefaka dia raikitra mitoto amin' izay, ny tongotra toy ny mively langoraony, mitana ba, manamafy ny lamako. [2.436]
Derivatives 

Updated on 2023/07/13