Entrée trandraka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany
¶ Fikarohana amin' ny alalan' ny famotopotorana. [1.1]
Dérivés 
 

Entrée trandraka
Partie du discours nom
Explications en malgache Biby antonontoniny ohatra ny voalavo, lavalava mitsokotsoko ny vavany ary mahery tahaka ny tsilo ny volony (toy izao ny fomba fiainan' ny trandraka: milevina indray mandeha isan-taona ao anaty lavany izy ka tapitra orana no misitrika izy ary tsy mivoaka raha tsy efa midon-tokana indray; kankana trongisiny amin' ny vavany no haniny) [1.1]
Explications en anglais tail-less tenrec ( Tenrec ecaudatus) [5.en.https://www.tenrec.org]
Explications en français tenrec commun ( Tenrec ecaudatus) [4.22, 5.fr.https://www.tenrec.org]
 grand tenrec, tangue [5.fr.https://www.tenrec.org]
  [Sakalava-Mayotte] hérisson [1.405]
Explications en allemand Großer Tanrek [5.de.https://www.tenrec.org]
Vocabulaire 
Nom scientifique Tenrec ecaudatus
Dérivés 
Autres orthographes 
Synonymes kelora
Exemples 
1Raha tsy mahazo toky tsy an-dava-bato ny trandraka. [2.245]
2"Dia anao ny tany fangalan' akanga, fangalan' tsipoy fangalan' orana, fangalan' trandraka, " hoy Andriainasinavalona. [2.48]
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31