Entry | traokabe | |
Elementary words | traoka ; be | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fantsona miendrika antsasaka varingarina, idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka ny atiny dia misy tsibolo sy tsilelo izay afa-mamerina ny vovoka entin' ny rivotra ho any anaty vava: ny traokabe dia mizara ho traoka roa izay miditra ao anaty havokavoka ka mizarazara madinika maromaro indray [1.1] | |
Faritra mitondra rivotra avy eo amin'ny tendabe mankany amin'ny traoka [1.13] | ||
Explanations in French | Trachée artère [1.13] | |
Vocabulary | Biology | |
Anagrams | abetroka, boretaka, traokabe |
Updated on 2023/08/18 |