Entry tretrika
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Sambatra dia sambatra, finaritra sy mandry feizay, tapi-paniriana [1.1]
Examples Tretrika ery ireo sasany tonga talohan' ny maro ka nahazo ny dabilio hazo sy ny gonin' ovy hitsotsoran' ny lamosiny. [2.470]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31